Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
Jeannot Ramambazafy

Jeannot Ramambazafy

Journaliste malgache d'investigation depuis 1985 -

Ses blogs

jeannotramambazafy.overblog.com

Promotion pour le développement culturel et social de Madagascar
Jeannot Ramambazafy Jeannot Ramambazafy
Articles : 521
Depuis : 19/12/2012
Categorie : Politique

Articles à découvrir

FAFAH DU GROUPE MAHALEO. LES VIDEOS DE SES OBSEQUES PAR JEANNOT RAMAMBAZAFY

FAFAH DU GROUPE MAHALEO. LES VIDEOS DE SES OBSEQUES PAR JEANNOT RAMAMBAZAFY

Lapan'ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena ao Mahamasina, Alarobia 23 Oktobra 2019. Nisy ny Fanomezam-boninahitra farany natao ho an'ny Fafah. Nitarika izany ny Praiminisitra Christian Ntsay ary nihira ny namana tena namana izay nanotrona an-kira farany. TSY MATY FAFAH AKORY FA MBOLA MATORY E ! MISAOTRA E ! Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikar
DADAH RABEL (MAHALEO). LES VIDEOS DE SES OBSEQUES FILMEES PAR JEANNOT RAMAMBAZAFY

DADAH RABEL (MAHALEO). LES VIDEOS DE SES OBSEQUES FILMEES PAR JEANNOT RAMAMBAZAFY

Palais des Sports Mahamasina, 06 Novambra 2019. Avy any Antsirabe dia namantana tao ny nofo mangatsiaka'i Dadah Rabel. Niaretan-tory ka ity ny VIDÉO VOALOHANY mirakitra izany fiaretan-tory izany. TSY MISY NY DORIA ! Palais des Sports Mahamasina, 06 Novambra 2019. Avy any Antsirabe dia namantana tao ny nofo mangatsiaka'i Dadah Rabel. Niaretan-tory
BAREA CAN 2019 FOR EVER. VIDEOS DES 7 et 13 JUILLET 2019

BAREA CAN 2019 FOR EVER. VIDEOS DES 7 et 13 JUILLET 2019

Mahamasina, eo anolohan'ny kianja filalaovam-baolina, Sabotsy 13 Jolay 2019 alina tontolo. Fitsenana tsy manam-paharoa no niandry ny ekipan'ny Barea rehefa avy namakivaky an'Antananarivo avy nananaraka ny lalam-baovao avy any amin'ny seranam-piaramadina ao Ivato. Ivato seranam-piaramanidina sy ny manodidina azy, Sabotsy 13 Jolay 2019. Ity lafin-jav
Madagasikara. Ny herim-(pamoretana) tsy hahaleo ny fanahy (masina) na oviana na oviana

Madagasikara. Ny herim-(pamoretana) tsy hahaleo ny fanahy (masina) na oviana na oviana

Eny ary Andriamatoa Jeneraly be isany fa dia samia ela velona isika hafantatra hoe iza marina no ho tsarain'ny Tantara eto amin'ity tany hilevenana ity. http://madagate.org/politique-madagascar/dossier/6756-madagasikara-ny-herim-pamoretana-tsy-hahaleo-ny-fanahy-masina-na-oviana-na-oviana.html Tale lefitry ny CEDS (Centre d’étude diplomatique et
Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena

Andry Rajoelina. Alina taorian'ny fiodinana faharoa, tao amin'ny Arena

Miarahaba ny vahoaka Malagasy nahatontosa ny adidiny nandeha nandatsabato, nanapakevitra amin'ny hoavin'ny tanindrazana. Betsaka ny tonga nefa tao koa ireo tsy nanefa izany isaorako avokoa ny rehetra satria iray ihany isika Malagasy. Mahatoky aho ny amin'izay ho vokam-pififidiana ary manainga ny rehetra hiandry amimpahatoniana ny famoahanan'ny fits
ANDRY RAJOELINA - JOURNALISTES VIDEOS IAVOLOHA 07 01 2022

ANDRY RAJOELINA - JOURNALISTES VIDEOS IAVOLOHA 07 01 2022

Ny Zoma 07 Janoary 2022 dia nanasa ireo tompona gazety ("Patrons de presse") sy ny Tale sy Tonian'ny gazety ("Directeurs de publication" et "Rédacteurs en chef") misy eto Madagasikara, ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, Mialy Razakandisa Rajoelina. Araka ny hitanareo io ambony io dia nanahazo fanasana amin'ny anarako aho. Saing
TIKOLAND. Les comptes de fait de Marc Ravalomanana en e-book sur Amazon

TIKOLAND. Les comptes de fait de Marc Ravalomanana en e-book sur Amazon

AU FORMAT e-book KINDLE pour le moment Présentation de l'auteur Plus qu’un ouvrage à caractère histoire, ce recueil de quelques-uns de mes articles sur l’ancien président malgache, de 2002 à 2009 constitue surtout un condensé de preuves écrites sur sa mauvaise gouvernance due à trop d’abus de pouvoir. Ce n’est jamais de gaité de c
Madagascar. Les 75 députés corrompus. Aleo hitan’ny havany eo !

Madagascar. Les 75 députés corrompus. Aleo hitan’ny havany eo !

CLIQUEZ ICI POUR UN PLUS GRAND FORMAT DE CE PATCHWORK PHOTOGRAPHIQUE Le soir du 3 mai 2018, la Haute cour constitutionnelle (HCC), présidée par Jean Eric Rakotoarisoa, a rendu trois décisions d’un coup, à propos de trois lois organiques: 1. Décision n°15-HCC/D3 du 3 mai 2018 portant sur la Loi organique n°2018-008 relative au régime gén
CHARLES ANDRIANTSITOHAINA. LES 2 VIDÉOS DE SES OBSÈQUES, LE 4 JUILLET 2018

CHARLES ANDRIANTSITOHAINA. LES 2 VIDÉOS DE SES OBSÈQUES, LE 4 JUILLET 2018

http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/6815--charles-andriantsitohaina-un-grand-monsieur-nous-quitte-elegamment.html http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/6815--charles-andriantsitohaina-un-grand-monsieur-nous-quitte-elegamment.html Madagate.com Madagascar information presse en ligne